FANAMARIHANA: Nohon'ny voina nahazo an'izao tontolo izao (Covid19) izay nampihidy tanteraka ny sisin-tany dia hitohy tsy ho ela indray ny fotodrafitr'asa. Mihemotra kely noho izany ny fandaharana rehetra ka hiroso tsy ho ela isika. Izahay mpikarakara moa nandritra izany dia tsy nitsahatra nanao ny fanomanana ny taratasy aram-panjakana rehetra ka ho avy ny mpamatsy vola hikarakara ny rehetra satria efa tafiditra ho laharam-pahamehana (priorité) ny Amboasary Gara !

"Izay maharitra vadin'andriana !" ary "Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, fa andriko ihany"

Les partenaires  nous accompagnent sur la création de l’Ecovillage Mihary.

L’élaboration de nos activités est une aventure longue et complexe qui nécessite l’intervention de nombreux partenaires.

 

Le succès d’un tel projet dépend de la synergie des acteurs.



Madagascar "l'île rouge"
Madagascar "l'île rouge"

Eau - changement climatique

Ry tanindrazanay malala ô!
Ry tanindrazanay malala ô!